Ny Vavolombelon’i Jehovah Maneran-tany

Hong-Kong

  • Shau Kei Wan, any Hong-Kong—Manolotra gazety Mifohaza!

Topy Maso—Hong-Kong

  • 7 498 000—Mponina
  • 5 464—Mpitory mampianatra Baiboly
  • 70—Fiangonan’ny Vavolombelon’i Jehovah
  • 1 isaky ny 1 380—Isan’ny Vavolombelon’i Jehovah isaky ny mponina

NY TILIKAMBO FIAMBENANA

Nahita Zavatra Tsara Lavitra Noho ny Laza Aho

Lasa nalaza tampoka i Mina Hung Godenzi, saingy tsy araka ny nieritreretany azy ny fiainany.