Ny Vavolombelon’i Jehovah Maneran-tany

Guyana

Topy Maso—Guyana

  • 798 000—Mponina
  • 3 280—Mpitory mampianatra Baiboly
  • 46—Fiangonan’ny Vavolombelon’i Jehovah
  • 1 isaky ny 249—Isan’ny Vavolombelon’i Jehovah isaky ny mponina

FITANTARANA

Nahafoy Tena Izy Ireo: Guyana

Inona no azonao ianarana avy amin’ny mpanitatra faritany? Nahoana izany no hanampy anao raha te hanitatra faritany any an-tany hafa ianao?