Ny Vavolombelon’i Jehovah Maneran-tany

Ghana

  • Aburi, any Ghana​—Mitory ny Fanjakan’Andriamanitra

Topy Maso—Ghana

  • 33 063 000—Mponina
  • 153 657—Mpitory mampianatra Baiboly
  • 2 484—Fiangonan’ny Vavolombelon’i Jehovah
  • 1 isaky ny 220—Isan’ny Vavolombelon’i Jehovah isaky ny mponina

NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA

Nahafoy Tena Izy Ireo: Ghana

Miatrika zava-tsarotra maro ireo mifindra any amin’ny toerana ilana mpitory bebe kokoa, nefa mahazo valisoa be dia be koa.