Ny Vavolombelon’i Jehovah Maneran-tany

Danemark

  • Ebeltoft, any Danemark—Manolotra an’ilay taratasy mivalona hoe Inona no Tena Mahasambatra ny Fianakaviana?

Topy Maso—Danemark

  • 5 941 000—Mponina
  • 14 639—Mpitory mampianatra Baiboly
  • 172—Fiangonan’ny Vavolombelon’i Jehovah
  • 1 isaky ny 410—Isan’ny Vavolombelon’i Jehovah isaky ny mponina

VAOVAO

Danemark: Lasa Malaza ny Fitsaboana Tsy Ampiasana Ra, Noho ny Vavolombelon’i Jehovah

Milaza ny filazam-baovao malaza any Danemark fa tsy mampiasa ra izao ny hopitaly any rehefa manao fandidiana.