Ny Vavolombelon’i Jehovah Maneran-tany

Soisa

  • Zurich, any Soisa​—Mihazona takelaka mampahafantatra izay voalazan’ny Baiboly

  • Montreux, any Soisa—Manolotra bokikely ara-baiboly eo akaikin’ny Château de Chillon

  • Lucerne, any Soisa—Mampiseho video ara-baiboly ao amin’ny jw.org

  • Faritr’i Lavaux, any Soisa​—Mpitory miresaka momba ny Baiboly

Topy Maso—Soisa

  • 8 813 000—Mponina
  • 20 024—Mpitory mampianatra Baiboly
  • 258—Fiangonan’ny Vavolombelon’i Jehovah
  • 1 isaky ny 445—Isan’ny Vavolombelon’i Jehovah isaky ny mponina

FANTARO NY TANTARANTSIKA

Izay Tsara Indrindra no Nomen’izy Ireo

Ahoana no nataon’ny Vavolombelon’i Jehovah mba hanampiana haingana ny mpiara-manompo taminy tany Alemaina, taorian’ny ady lehibe faharoa?