Ny Vavolombelon’i Jehovah Maneran-tany

Congo, Repoblikan’i

Topy Maso—Congo, Repoblikan’i

  • 5 941 000—Mponina
  • 9 517—Mpitory mampianatra Baiboly
  • 123—Fiangonan’ny Vavolombelon’i Jehovah
  • 1 isaky ny 661—Isan’ny Vavolombelon’i Jehovah isaky ny mponina

MANAMPY OLONA

Tia Namana Izahay ka Manampy Rehefa Misy Loza

Manome fanampiana any amin’ny tany maro ny Vavolombelon’i Jehovah rehefa misy loza.