Ny Vavolombelon’i Jehovah Maneran-tany

Congo, Repoblika Demokratikan’i

  • Near Kisangani, any amin’ny Repoblika Demokratikan’i Congo​—Mitory amin’ny mpanarato any amin’ny riandranon’i Wagenia

Topy Maso—Congo, Repoblika Demokratikan’i

  • 98 152 000—Mponina
  • 257 672—Mpitory mampianatra Baiboly
  • 4 385—Fiangonan’ny Vavolombelon’i Jehovah
  • 1 isaky ny 402—Isan’ny Vavolombelon’i Jehovah isaky ny mponina

FOMBA AMPIASANA NY FANOMEZANAO

Fanampiana Tra-boina Tamin’ny 2021: Tsy Hadino Ireo Rahalahy sy Anabavintsika

Nila fanampiana ny firenena sasany tamin’ny 2021, satria teo ilay valanaretina COVID-19 dia teo koa ny loza lehibe hafa.

VAOVAO

Manome Fanampiana ho An’ireo Tratran’ny Ady any Congo ny Vavolombelon’i Jehovah

Manome fanampiana ho an’ireo mpiara-mivavaka aminy sy izay olon-kafa tratran’ny ady tany amin’ny faritr’i Kasaï, any amin’ny Repoblika Demokratikan’ny Congo ny Vavolombelon’i Jehovah.

PIRINTY SY FANONTANA

Fanaterana Boky Ara-baiboly any Congo

Misy Vavolombelon’i Jehovah manao ezaka be mba hitaterana Baiboly sy boky ara-baiboly isam-bolana, any amin’ny Repoblika Demokratikan’i Congo.