Ny Vavolombelon’i Jehovah Maneran-tany

Aotrisy

  • Hallstatt, any Aotrisy—Mitory isan-trano

  • Vienne, any Aotrisy—Mitory eo amin’ny Michaelerplatz

  • Hallstatt, any Aotrisy—Mitory isan-trano

  • Vienne, any Aotrisy—Mitory eo amin’ny Michaelerplatz

Topy Maso—Aotrisy

  • 9 105 000—Mponina
  • 22 443—Mpitory mampianatra Baiboly
  • 283—Fiangonan’ny Vavolombelon’i Jehovah
  • 1 isaky ny 411—Isan’ny Vavolombelon’i Jehovah isaky ny mponina

MANAMPY OLONA

Fanampiana An’ireo Mpitsoa-ponenana any Eoropa Afovoany

Efa mahazo fanampiana ny mpitsoa-ponenana, fa ny Vavolombelon’i Jehovah no mampahery sy manome fanantenana azy avy ao amin’ny Baiboly.

NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA

Namoy ny Raiko Aho Nefa Nahita Ray Vaovao

Tantaram-piainan’i Gerrit Lösch, anisan’ny Filan-kevi-pitantanana.

Fahatsiarovana ny Vavolombelon’i Jehovah tao Amin’ny Toby Fitanan’i Gusen

Notsarovana ireo Vavolombelon’i Jehovah 450 nogadrain’ny Nazia tao amin’ny toby fitanan’i Mauthausen sy Gusen, any Aotrisy, tamin’ny 13 Aprily 2014.

Nasaina Nandoa Onitra Tamin’ny Vavolombelon’i Jehovah i Aotrisy

Nomelohin’ny Fitsarana Eoropeanina Momba ny Zon’olombelona i Aotrisy, tamin’ny 25 Septambra 2012, noho izy nanavakavaka ny Vavolombelon’i Jehovah.