Ny Vavolombelon’i Jehovah Maneran-tany

Albania

  • Gjirokastër, any Albania​—Mpitory manolotra ny bokikely Nisy Namorona ve Izao Rehetra Izao?

Topy Maso—Albania

  • 2 762 000—Mponina
  • 5 461—Mpitory mampianatra Baiboly
  • 83—Fiangonan’ny Vavolombelon’i Jehovah
  • 1 isaky ny 511—Isan’ny Vavolombelon’i Jehovah isaky ny mponina

FITANTARANA

Nahafoy Tena Izy Ireo: Albania sy Kosovo

Inona no nanampy an’ireo mpanitatra faritany ireo hiaritra na dia teo aza ny olana?