Hijery ny anatiny

Rahalahy Pavel Sidorenko

25 AOGOSITRA 2023 | VAOVAO FARANY: 4 APRILY 2024
ROSIA

VAOVAO FARANY: VOAHELOKA ILAY RAHALAHY | “Tsy Misy Mahafaly Ahy Mihoatra Noho ny Fifandraisako Amin’i Jehovah”

VAOVAO FARANY: VOAHELOKA ILAY RAHALAHY | “Tsy Misy Mahafaly Ahy Mihoatra Noho ny Fifandraisako Amin’i Jehovah”

Nomelohin’ny Fitsaran’i Goryacheklyuchevskoy, any amin’ny Faritanin’i Krasnodar, ny Rahalahy Pavel Sidorenko tamin’ny 3 Aprily 2024. Nahazo sazy mihantona telo taona izy. Tsy voatery miditra am-ponja aloha izy izao.

Ilay voampanga

Hoatran’i Pavel, dia faly isika mahafantatra hoe ho faly be sy ho sambatra isika raha miezaka tsy hiala amin’ny “lalan’ny fiainana.”​—Salamo 16:11.

Zava-nitranga

  1. 26 Janoary 2022

    Nosokafana ny raharaha iampangana azy ho mpanao heloka bevava

  2. 28  Janoary 2022

    Nosavana ny tranony. Natao famotorana ary tsy mahazo mivoaka ny tany misy azy

  3. 22 Martsa 2023

    Nanomboka ny fitsarana