Hijery ny anatiny

Avy eo ankavia miankavanana: Ranabavy Nadezhda Korobochko, Rahalahy Igor Kletkin, ary Rahalahy Nikolay Kononenko

1 APRILY 2024
ROSIA

“Tsy Te Hivadika Izany Mihitsy Aho”

“Tsy Te Hivadika Izany Mihitsy Aho”

Tsy ho ela ny Fitsaran’i Nikolaevsk-on-Amour any amin’ny Faritanin’i Khabarovsk dia hamoaka didy momba ny Rahalahy Igor Kletkin sy Rahalahy Nikolay Kononenko ary ny Ranabavy Nadezhda Korobochko. Mbola tsy nilaza ny sazy homena an-dry zareo ny Mpampanoa lalàna.

Ireo voampanga

Misaotra an’i Jehovah isika satria tia sy miahy ary manampy an’izay rehetra matoky azy izy, sy izay miteny hoe: “Ianao no Andriamanitro.”​—Salamo 31:14.

Zava-nitranga

  1. 11 Oktobra 2021

    Nosavana ny tranon’i Igor sy Nadezhda. Nampidirina am-ponja vonjimaika i Igor

  2. 12 Oktobra 2021

    Natao famotorana i Nadezhda

  3. 13 Oktobra 2021

    Nafahana i Igor

  4. 14 Oktobra 2021

    Tsy navela niala tao amin’ny faritra nisy azy i Igor sy Nadezhda

  5. 27 Septambra 2022

    Tsy navela niala tao amin’ny faritra nisy azy i Nikolay

  6. 16 Janoary 2023

    Nanomboka notsaraina izy