Hijery ny anatiny

Rahalahy Valeriy Rabota

29 MARTSA 2024
ROSIA

“Tsy Manahy Be Aho na Matahotra Be”

“Tsy Manahy Be Aho na Matahotra Be”

Tsy ho ela dia hamoaka didy momba ny raharaha mahakasika ny Rahalahy Valeriy Rabota ny Fitsaram-paritr’i Khabarovsk any amin’ny Faritanin’i Khabarovsk. Mbola tsy nilaza ny sazy tokony homena azy ny mpampanoa lalàna.

Ilay voampanga

Faly isika satria tena manam-pinoana i Valeriy. Fantatsika hoe hiaro azy sy izay rehetra tsy mivadika aminy mihitsy i Jehovah.​—Salamo 37:28.

Zava-nitranga

  1. 1 Martsa 2022

    Nosokafana ny raharaha iampangana azy ho mpanao heloka bevava

  2. 3 Martsa 2022

    Nosavana ny tranony. Natao famotorana ary nampidirina am-ponja vonjimaika

  3. 5 Oktobra 2022

    Nafindra tany amin’ny fonja hafa, dia any no miandry ny fitsarana azy

  4. 29 Jona 2022

    Nafahana avy tany am-ponja dia nambenana tany an-tranony indray

  5. 7 Oktobra 2022

    Tsy nambenana tany an-tranony intsony saingy tsy nahazo nanao dia lavitra

  6. 11 Mey 2023

    Nanomboka ny fitsarana azy