Hijery ny anatiny

KOREA ATSIMO

TATITRA MANOKANA: Fanompoana Sivily any Korea Atsimo

TATITRA MANOKANA: Fanompoana Sivily any Korea Atsimo

Ny Fikambanan’ny Vavolombelon’i Jehovah any Azia sy Pasifika (APAJW) no nanomana an’ity tatitra manokana momba ny fanompoana sivily ity, mba hozaraina sy hiarahana midinika amin’ny manam-pahefana sy ny mpanao gazety ary ny manam-pahaizana samihafa. Ny fomba nampiharana ny fanompoana sivily hatramin’ity volana ity no hita ao amin’ilay tatitra.

Tatitra amin’ny teny anglisy

Tatitra amin’ny teny koreanina

Jereo koa, azafady, ilay tatitra manokana voalohany nomanin’ny APAJW tamin’ny Oktobra 2021, izay miresaka momba ny fanompoana sivily rehefa nampiharina voalohany tany Korea Atsimo izany.

Tatitra voalohany amin’ny teny anglisy

Tatitra voalohany amin’ny teny koreanina

Jereo ireto lahatsoratra fanampiny ireto, mampiseho ny zavatra nolazain’ny mpanao lalàna matihanina sy manam-pahaizana sasany any Korea, momba ny hoe hoatran’ny ahoana ny hamafin’ilay fanompoana sivily.

Ilay lahatsoratra amin’ny teny anglisy

Ilay lahatsoratra amin’ny teny koreanina