Hijery ny anatiny

5 MARTSA 2020
VAOVAO IRAISAM-PIRENENA

Tatitra avy Amin’ny Komitin’ny Mpandrindra 2019: Inona no Ataontsika Rehefa Misy Loza?

Tatitra avy Amin’ny Komitin’ny Mpandrindra 2019: Inona no Ataontsika Rehefa Misy Loza?

Hazavaina ato amin’ity Tatitra avy Amin’ny Komitin’ny Mpandrindra 2019 hoe Inona no Ataontsika Rehefa Misy Loza? ity izay ataon’ny fandaminantsika mba hanampiana ny mpiara-manompo eran-tany rehefa misy loza tampoka. Resahina ao, ohatra, hoe nifanampy ny mpiara-manompo rehefa nisy horohoron-tany sy tsunami tany Indonezia ary nisy tazo vony niparitaka be tany Nizeria. Manome toromarika ho an’ny rahalahy sy anabavy any amin’ny faritra iparitahan’ilay aretina vaovao antsoina hoe coronavirus (COVID-19) koa ny Filan-kevi-pitantanana izao.