Hijery ny anatiny

Érythrée

 

2016-11-15

ÉRYTHRÉE

Mandinika Akaiky ny Fanenjehana Vavolombelon’i Jehovah any Érythrée ny ONU

Milaza ny Vaomiera Mamotopototra Momba ny Zon’olombelona any Érythrée (COIE) fa “heloka bevava amin’ny maha olona” ny “manenjika olona noho ny fivavahany sy ny fiaviany.”

2015-11-16

ÉRYTHRÉE

Hanao Tatitra Momba ny Fanitsakitsahana ny Zon’olombelona any Érythrée ny Vaomieran’ny Firenena Mikambana

Handre tatitra momba an’izany ny Fivoriamben’ny ONU amin’ny faran’ny Oktobra, ka hodinihina koa ny fampijaliana ny Vavolombelon’i Jehovah.

2015-02-23

ÉRYTHRÉE

Érythrée: Efa 20 Taona Izao Izy Ireo no Nigadra

Efa 20 taona izao ny Vavolombelon’i Jehovah telo no nogadraina, nefa mbola tsy niakatra fitsarana akory. Misy maro hafa koa migadra. Mbola hifarana ihany ve ny fanenjehana fivavahana any Érythrée?