Hijery ny anatiny

Birao Momba ny Lalàna

Tsy lasa mpanjifanay ianao. Tsy hoe lasa mpanjifanay ianao, na hoe misy fifandraisana manokana amintsika, raha toa ianao ka mandefa e-mail amin’ny sampan-draharaha momba ny lalàna atỳ aminay na amin’ny mpahay lalàna ao amin’ilay sampan-draharaha, na mifandray aminay amin’ny alalan’ny tranonkalanay.

Tsy tsiambaratelo ny resaka atao. Tsy manome antoka izahay hoe ho tsiambaratelo ny e-mail alefanao any amin’ny sampan-draharaha momba ny lalàna na any amin’ny mpahay lalàna ao amin’ilay sampan-draharaha, na ny resaka ataonao amin’ny alalan’ny tranonkalanay.

 

Foibe