Hijery ny anatiny

Tari-dalana Fianarana

Alaivo ny tari-dalana fianarana ato, ary ampiasao rehefa mianatra amin’ilay boky hoe Inona Marina no Ampianarin’ny Baiboly? ianao. Hanampy anao izy ireo mba hamantatra an’izay inoanao sy handinika an’izay ampianarin’ny Baiboly ary hanazava an’izay inoanao.

TOKO 1

Inona no Marina Momba An’Andriamanitra? (Fizarana 1)

Inona no havalinao raha misy miteny hoe: “Ampijalin’Andriamanitra ny olon-dratsy mba hanasaziana azy”?

TOKO 1

Inona no Marina Momba An’Andriamanitra? (Fizarana 2)

Afaka ny ho naman’Andriamanitra ve ianao?

TOKO 2

Boky avy Amin’Andriamanitra ny Baiboly (Fizarana 1)

Nahoana no lazaina fa boky avy amin’Andriamanitra ny Baiboly nefa olona no nanoratra azy io?

TOKO 2

Boky avy Amin’Andriamanitra ny Baiboly (Fizarana 2)

Misy zavatra mampiavaka ny Baiboly nahatonga ny olona sasany ho resy lahatra fa avy amin’Andriamanitra izy io.

TOKO 3

Inona no Fikasan’Andriamanitra Momba ny Tany? (Fizarana 1)

Efa fikasan’Andriamanitra tany am-boalohany ve hoe ho hoatr’izao ny fiainantsika?

TOKO 3

Inona no Fikasan’Andriamanitra Momba ny Tany? (Fizarana 2)

Nahoana no tsy paradisa ny tany nefa izany no fikasan’Andriamanitra?

TOKO 3

Inona no Fikasan’Andriamanitra Momba ny Tany? (Fizarana 3)

Hamaha ny olana mahazo ny olona eran-tany ve Andriamanitra?

TOKO 4

Iza i Jesosy Kristy? (Fizarana 1)

Ahoana no havalinao raha misy miteny hoe olona tsara toetra fotsiny i Jesosy, fa tsy nisy zavatra hafa nampiavaka azy?

TOKO 4

Iza i Jesosy Kristy? (Fizarana 2)

Ahoana no havalinao raha misy miteny hoe mitovy ihany Andriamanitra sy Jesosy?

TOKO 4

Iza i Jesosy Kristy? (Fizarana 3)

Ahoana no nampisehoan’i Jesosy hoe tena tsara fanahy izy na dia natanjaka be aza?

TOKO 5

Ny Vidim-panavotana no Fanomezana Lehibe Indrindra Nomen’Andriamanitra (Fizarana 1)

Lasa mendrika ny hovonjena ve ny olona iray, rehefa mampiseho ny finoany amin’ny ataony?

TOKO 5

Ny Vidim-panavotana no Fanomezana Lehibe Indrindra Nomen’Andriamanitra (Fizarana 2)

Nahoana no misy vokany eo amin’ny fiainanao amin’izao ny nahafatesan’ny lehilahy iray, tamin’ny roa arivo taona lasa?

TOKO 6

Aiza no Misy ny Maty? (Fizarana 1)

Mbola velona any ankoatra ve izy ireny sa mijalijaly any amin’ny afobe?

TOKO 6

Aiza no Misy ny Maty? (Fizarana 2)

Efa lalam-piainana ve ny fahafatesana, ka tsy azo ialana?

TOKO 7

Mbola ho Hitantsika ve Ireo Havantsika Efa Maty? (Fizarana 1)

Tsy tena mino ny fitsanganana amin’ny maty ve ianao matoa malahelo?

TOKO 7

Mbola ho Hitantsika ve Ireo Havantsika Efa Maty? (Fizarana 2)

Ahoana no azonao amaliana ny olona milaza hoe tsy tena hisy izany fitsanganana amin’ny maty izany?

TOKO 8

Inona ny Fanjakan’Andriamanitra? (Fizarana 1)

Nahoana Andriamanitra no nifidy olombelona mba ho mpanjaka any an-danitra nefa any efa feno anjely tsy mivadika?

TOKO 8

Inona ny Fanjakan’Andriamanitra? (Fizarana 2)

Inona no efa vitan’izy io? Inona no hataony amin’ny hoavy?

TOKO 9

“Andro Farany” ve Izao Iainantsika Izao? (Fizarana 1)

Sarotra amin’ny olona sasany ny hino hoe andro farany izao iainantsika izao. Nahoana anefa ianao no matoky fa kely sisa dia hifarana ity tontolo ity?

TOKO 9

“Andro Farany” ve Izao Iainantsika Izao? (Fizarana 2)

Miresaka zavatra tsara momba ny andro farany ny Baiboly.

TOKO 10

Ny Anjely Tsara sy ny Anjely Ratsy (Fizarana 1)

Tena misy ve ny anjely? Misy anjely ratsy ve? Ho hitanao ato amin’ity tari-dalana ity ny valiny.

TOKO 10

Ny Anjely Tsara sy ny Anjely Ratsy (Fizarana 2)

Tsy mety ve ny miezaka mifandray amin’ny fanahy ratsy?

TOKO 11

Nahoana Isika no Avelan’Andriamanitra Hijaly? (Fizarana 1)

Tsy avy amin’Andriamanitra ve ny zava-dratsy rehetra mitranga, raha izy no mahery indrindra?

TOKO 11

Nahoana Isika no Avelan’Andriamanitra Hijaly? (Fizarana 2)

Mazava sy mahafa-po ny valin’io fanontaniana io, ao amin’ny Baiboly.

TOKO 12

Fomba Fiaina Mampifaly An’Andriamanitra (Fizarana 1)

Afaka ny ho naman’Andriamanitra ve ianao? Fantaro hoe inona no inoanao ary nahoana, ary diniho izay ampianarin’ny Baiboly.

TOKO 12

Fomba Fiaina Mampifaly An’Andriamanitra (Fizarana 2)

Ho vitantsika ve ny tsy hivadika na dia tafihin’i Satana aza isika?

TOKO 12

Fomba Fiaina Mampifaly An’Andriamanitra (Fizarana 3)

Mila miezaka mafy isika raha te hampifaly an’Andriamanitra. Tena ilaina ve anefa izany?

TOKO 13

Sarobidy ny Aina (Fizarana 1)

Fanomezana avy amin’Andriamanitra ny aina. Ahoana no ahitana hoe manaja ny aintsika sy ny ain’ny olon-kafa isika?

TOKO 13

Sarobidy ny Aina (Fizarana 2)

Hanampy anao handinika ny zavatra inoanao momba ny fampiasana ra sy fampidiran-dra ity tari-dalana ity, sady hanampy anao hanazava izany amin’ny hafa.

TOKO 14

Ahoana no Hahasambatra ny Fianakavianao? (Fizarana 1)

Inona no mahasambatra ny tokantrano? Fantaro izay inoanao, diniho izay ampianarin’ny Baiboly, ary ianaro ato amin’ity tari-dalana ity ny fomba hanazavanao izay inoanao.

TOKO 14

Ahoana no Hahasambatra ny Fianakavianao? (Fizarana 2)

Nahoana no mahasoa ny ray aman-dreny sy ny zanaka ny manahaka an’i Jesosy? Fantaro izay inoanao sy izay lazain’ny Baiboly.

TOKO 15

Fivavahana Ankasitrahan’Andriamanitra (Fizarana 1)

Eken’Andriamanitra daholo ve ny fivavahana rehetra? Ahoana àry no ahafantarana ny fivavahana marina? Diniho izay ampianarin’ny Baiboly ary fantaro izay inoanao.

TOKO 15

Fivavahana Ankasitrahan’Andriamanitra (Fizarana 2)

Ampy ve ny hoe mino an’Andriamanitra? Sa misy zavatra hafa tiany hataon’ny mpanompony?

TOKO 16

Miandania Amin’ny Fivavahana Marina (Fizarana 1)

Eken’Andriamanitra ve ny fankalazana andro nahaterahana, ny fety ara-pivavahana, ary ny fampiasana sary masina? Inona no lazain’ny Baiboly?

TOKO 16

Miandania Amin’ny Fivavahana Marina (Fizarana 2)

Mila mahay mandanjalanja ianao rehefa manazava ny zavatra inoanao amin’ny hafa, sady mila manaja ny heviny koa. Ahoana no hanaovanao izany?

TOKO 17

Manatòna An’Andriamanitra Amin’ny Alalan’ny Vavaka (Fizarana 1)

Inona no tokony hataonao, raha te ho naman’Andriamanitra ianao? Ahoana no ahafantaranao hoe mihaino ny vavaka ataonao izy?

TOKO 17

Manatòna An’Andriamanitra Amin’ny Alalan’ny Vavaka (Fizarana 2)

Jereo ato izay lazain’ny Baiboly momba ny hoe ahoana no tokony hataontsika rehefa mivavaka, ary rahoviana isika no tokony hivavaka.

TOKO 17

Manatòna An’Andriamanitra Amin’ny Alalan’ny Vavaka (Fizarana 3)

Milaza ny Baiboly hoe samihafa ny fomba amalian’Andriamanitra vavaka. Ahoana, ohatra, ny ataony, ary rahoviana izy no mamaly vavaka ataonao?

TOKO 18

Ho Tena Akaiky An’Andriamanitra Ianao Raha Atao Batisa (Fizarana 1)

Nahoana no tokony hatao batisa ny Kristianina, ary nahoana izy no te hatao batisa?

TOKO 18

Ho Tena Akaiky An’Andriamanitra Ianao Raha Atao Batisa (Fizarana 2)

Inona avy no tsy maintsy ataon’ny olona iray, raha te hanokan-tena ho an’Andriamanitra izy? Rehefa avy nanokan-tena izy, inona no tsy maintsy ataony voalohany foana eo amin’ny fiainany?

TOKO 18

Ho Tena Akaiky An’Andriamanitra Ianao Raha Atao Batisa (Fizarana 3)

Inona no tian’Andriamanitra hataon’ny Kristianina nanokan-tena ho azy? Raha tena tia an’Andriamanitra izy, nahoana izy no matoky fa afaka ny tsy hivadika mihitsy?

TOKO 19

Mitoera ao Amin’ny Fitiavan’Andriamanitra (Fizarana 1)

Inona no manampy anao hifandray akaiky amin’i Jehovah foana? Afaka manampy anao hamantatra sy hanazava an’izay inoanao ity tari-dalana fianarana ity.

TOKO 19

Mitoera ao Amin’ny Fitiavan’Andriamanitra (Fizarana 2)

Rehefa fantatrao ny marina momba an’Andriamanitra, inona no hanampy anao ho tia azy foana sy ho akaiky kokoa azy?