Manampy Olona

MANAMPY OLONA

Manampy sy Mampahery An’ireo Marary any Amin’ny Hopitaly Izy Ireo

Ahoana no ataon’ny Vavolombelon’i Jehovah mba hampisehoana hoe te hanampy ny mpiara-mivavaka aminy marary mafy izy ireo?

MANAMPY OLONA

Manampy sy Mampahery An’ireo Marary any Amin’ny Hopitaly Izy Ireo

Ahoana no ataon’ny Vavolombelon’i Jehovah mba hampisehoana hoe te hanampy ny mpiara-mivavaka aminy marary mafy izy ireo?

Mahasoa ny Fiaraha-monina ve Ireny Efitrano Fanjakana Ireny?

Jereo ato hoe hoatran’ny ahoana ny fihetseham-pon’ny olona eny amin’ny manodidina, rehefa mahita an’ireny Efitrano Fanjakana ireny.

Nanampy ny Mpiray Tanàna Aminy ny Vavolombelon’i Jehovah any Italia

Nila nampiana tamin’ny inona izy ireo? Ahoana no nanampian’ny Vavolombelon’i Jehovah azy ireo?

Mahazo ny Anjara Masoandrony koa ny Zokiolona

Mitsidika trano fitaizana be antitra any Aostralia ny Vavolombelon’i Jehovah.

Fampaherezana Nandritra ny Tour de France

Nanao fampirantiana teny amin’ny toerana rehetra fijanonana tamin’ilay Tour de France ny Vavolombelon’i Jehovah, ka nanome fanantenana sy fampiononana ho an’ny olona.

Fanampiana An’ireo Mpitsoa-ponenana any Eoropa Afovoany

Efa mahazo fanampiana ny mpitsoa-ponenana, fa ny Vavolombelon’i Jehovah no mampahery sy manome fanantenana azy avy ao amin’ny Baiboly.

Manampy Amin’ny Fanatsarana An’i Rostov-on-Don ny Vavolombelon’i Jehovah

Nisaoran’ny manam-pahefana tany Rostov-on-Don, any Rosia, ny Vavolombelon’i Jehovah satria nanadio ny tanàna.

Nampiana ny Tanora mba Tsy Hatahotra ny Mpampijaly Kely any An-tsekoly

Nahazo mari-pankasitrahana i Hugo, ankizilahikely folo taona, satria nanampy ny ankizy tany amin’ny sekoly misy azy mba tsy hatahotra ny mpampijaly kely.

Manampy ny Ankizy ho Voaro Amin’ny Mpanolana ny Vavolombelon’i Jehovah

Efa am-polony taona maro izay ny Vavolombelon’i Jehovah no namoaka fanazavana manampy ny fianakaviana hifankatia.

Nampiana mba Hianatra Tsara ny Ankizy any Tailandy

Nanao ezaka manokana ny Vavolombelon’i Jehovah any Tailandy mba hanampiana ny ankizy hianatra tsara. Inona no nolazain’ny talen-tsekoly sy ny mpampianatra ary ny ray aman-dreny?

Nanampy Tamin’ny Fanaovana Fefiloha Izy Ireo

Niakatra be ny Reniranon’i Danube any Hongria. Nanampy tamin’ny fanaovana fefiloha ny Vavolombelon’i Jehovah tany mba tsy hisian’ny tondra-drano.

Nanavotra Olona Ilay Mpamono Afo na dia Tsy Andro Fiasany Aza

Mpamono afo i Serge Gerardin, anisan’ny Vavolombelon’i Jehovah any Frantsa. Nanao zavatra avy hatrany izy mba hanavotana olona niharan-doza.

Nahazo Mari-pankasitrahana ny Vavolombelon’i Jehovah Satria Manampy An’ireo Voafonja

Inona ny zavatra niavaka nataon’ireo Vavolombelon’i Jehovah sivy tao amin’ny fonja lehibe iray fihazonana mpifindra monina any Aostralia?

Manatsara Fiainan’olona Maro ny JW.ORG

Olona isan-karazany no nilaza hoe nisy torohevitra ara-baiboly tao amin’ny jw.org tena nanampy azy ireo hanatsara ny fiainany.

Tsy Manavakavaka Izahay Satria Mianatra Baiboly

Mino ny Vavolombelon’i Jehovah fa mitovy ny olona rehetra eo imason’Andriamanitra.

Rivo-doza Tany Philippines: Nanampy Azy Ireo ny Finoana

Mitantara izay nitranga tamin’ny fandalovan’ilay Rivo-doza Mahery Haiyan ireo tsy maty.

Tondra-drano Tany Alberta

Ahoana no nanampian’ny Vavolombelon’i Jehovah an’ireo tra-boina tamin’ny tondra-drano tany Alberta, any Kanada?

Ampiasain’ny Sekoly Ny Bokiko Misy Fitantarana avy ao Amin’ny Baiboly

Mpianatra an’arivony miteny pangasinan, any Philippines, no mampiasa Ny Bokiko Misy Fitantarana avy ao Amin’ny Baiboly.

Tsy Namono Tena avy eny Amin’ny Sky Tower Indray Izy

Nisy Vavolombelon’i Jehovah 80 taona nahavita nandresy lahatra lehilahy iray mba tsy hitsambikina avy eny amin’ny Sky Tower, any Nouvelle-Zélande.

Niova Ilay Voafonja

Voafonja i Donald taloha. Hazavainy hoe ahoana no nanampian’ny Baiboly azy hahalala an’Andriamanitra sy hanova ny fiainany ary ho lasa vady tsara.

Miaro ny Tontolo Iainana ny Vavolombelona ka Nomena Mari-pankasitrahana

Fito taona nisesy izay ny trano fanaovana pirintin’ny Vavolombelon’i Jehovah any Meksika no nahazo taratasy ho mari-pankasitrahana.

Manova An’ireo Voafonja ny Baiboly

Mampianatra Baiboly voafonja 600 eo ho eo ny Vavolombelon’i Jehovah any Espaina. Nahoana no niova ny voafonja iray rehefa nianatra Baiboly?

Video: Fanampiana Tra-boina Tamin’ny Rivo-doza Sandy

Jereo izay nataon’ny Vavolombelon’i Jehovah mba hanampiana ny mpiara-mivavaka aminy sy ny olon-kafa tra-boina, taorian’ny fandalovan’ny rivo-doza mahery tany Etazonia.

Manampy Voafonja

Jereo ato hoe ahoana no nanovan’ny Baiboly an’ireo voafonja.

Tia Namana Izahay ka Manampy Rehefa Misy Loza

Manome fanampiana any amin’ny tany maro ny Vavolombelon’i Jehovah rehefa misy loza.

Saika Hamono Tena Nefa Avotra Ihany!

Tantara mampahery sy mahabe fanantenana, nitranga tany amin’ny firenena samihafa.

“Tena Modely Ianareo!”

Nisy mpiasa an-tsitrapo maro nanala fotaka sy fakofako, taorian’ilay tondra-drano sy tany nihotsaka tany Italia.

Mampianatra Baiboly An’ireo Voafonja ny Vavolombelon’i Jehovah

Ahoana no anampian’ny Vavolombelon’i Jehovah an’ireo voafonja mangataka fanampiana ara-baiboly?

An’arivony no Mianatra Mamaky Teny sy Manoratra

Vakio ny tenin’ny olona maneran-tany izay nandray soa tamin’ny kilasy fianarana mamaky teny sy manoratra nalamin’ny Vavolombelon’i Jehovah.